4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa fa nisy ianao - Ny salohy





Tsy miafina Aminao Jeso izany fiainako

Manjombona sy malahelo ka mijaly izany fo

Hianao mahita fa torovandrovana ka

Tsy mba misy fiadanana



Fiv. : Raha tsy nisy Anao Jeso ô ! dia ho sasatra

        Raha tsy nisy Anao dia solafaka

        Miangotingoty Aminao ’ty zanakao

        Raiso aho Jeso mba ho anao



Reraka aho Jeso, osa ny fanahiko

Jereo fa ranomaso no manorika ny tavako

Tebiteby ahiahy no mamatotra ahy ka

Fiainan-dratsy feno ahiahy.



RATSIMBAZAFY Rivoniaina

Partager soa fa nisy ianao

Commenter soa fa nisy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny salohy

Suite